LA GASTRONOMIE PIZZA MANKALAZA NY FETIN'NY MPIFANKATIA

13/02/2020 08:30:59

LA GASTRONOMIE PIZZA MANKALAZA NY FETIN'NY MPIFANKATIA

 

86183520_2724351854312026_3835821689896173568_n.png 

Pizza des amoureux, glace mojito ary vokatra vaovao be isan-karazany no ho hitanao eny amin'ny Points de vente rehetra manerana ny Nosy ny Zoma 14 Febroary 2020 ho avy izao. Ho hitanao ihany koa ny vokatra mahazatra tahaka ny Pizza, plats rapides, glaces ary indrindra ny Assiette Big Love izay tena maro mpankafia.

 

86294352_2724353647645180_9127724197504614400_n.jpg 86447027_2724353384311873_8076690505548693504_n.png 86389370_2724353587645186_8728375518392483840_n.png 84699427_2724351917645353_3199938475914690560_o.jpg


Tongava maro hankalaza ny fetin'ny mpifankatia miaraka amin'ireo rehetra akaiky ny fonao : ny havanao, namanao akaiky, ny olontinao fa tsy ho diso fanantenana ianao.
Ataovy miavaka ary ny fetinao fa efa vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra.

 

86361236_2724351604312051_6751896229505925120_n.png 86194437_2724353150978563_452985635158884352_n.png 86378861_2724352627645282_1766646737495130112_o.jpg 84557881_2724352947645250_7491800553509355520_o.jpg


La Gastronomie Pizza, Pizza de qualité, Pizza de quantité, Pizza ho an'ny daholobe.

 

84590603_2724350204312191_6341949207489806336_n.jpg