FARAN'NY HERINANDRO MIAVAKA ETO TAMATAVE NY ZOMA 6 SY SABOTSY 7 ARY ALAHADY 8 MARTSA HO AVY IZAO ENY BAZAR KELY SY BATEAU IVRE

06/03/2020 11:39:27

#Lagp

FARAN'NY HERINANDRO MIAVAKA ETO TAMATAVE NY ZOMA 6 SY SABOTSY 7 ARY ALAHADY 8 MARTSA HO AVY IZAO ENY BAZAR KELY SY BATEAU IVRE

 

 

89547315_2768707729876438_8000267970607579136_o.jpg

 

Ireto no hanamarika izany :

- Ireo Pizza GM na PM dia nomena tsiro hafa mihitsy, fromage mozzarella nafarana avy any ivelany no hampiasaina sy handravahana izany

 

89330668_2768712583209286_6673236239941894144_o.jpg


- Misy fanatsarana goavana nentin'i Chef Stéphane Maître glacier koa amin'ireo glaces amidin'ny La Gastronomie Pizza. Hisy ny dégustation gratuite amin'ireo glaces parfum Koba, Mojito, Caramel au beurre salé, Yaourt confiture, Vanille brownie

 

89250827_2768708349876376_7596449145368346624_o.jpg 89382526_2768707743209770_5076997402271940608_o.jpg


- Ao koa Dégustation gratuite ho an'ny kebab izay natsaraina sy nokarakarain'i Chef Mustapha

 

89340609_2768712143209330_1400678286509473792_o.jpg


- Ankoatra ireo jus naturel efa mahazatra anao, mivarotra jus naturel vaovao be koa izahay : Jus Pina Colada

 

89385746_2768709913209553_2640084141646807040_o.jpg 89251325_2768714303209114_5168212478890344448_o.jpg 89352692_2768712133209331_3674653295516844032_o.jpg


- Vokatra vaovao izay natomboka tany Antananarivo ary tonga eto Tamatave :
° Crêpes sucrées

° Crêpes salées
° Plat turc
- Ho an'ireo izay tia mihira sy manan-talenta, tongava mandray anjara amin'ny Concours karaoké eny Bazar Kely isaky ny hariva mandritra ireo andro ireo