NIVERINA HITANAO ENY AMIN'NY TOERAM-PIVAROTANA REHETRA NY PARFUM " YAOURT CONFITURE "

03/01/2020 10:51:51

Niverina azo jifaina eny amin'ny point de vente rehetra indray ny parfum "yaourt confiture" raha nisy fitsaharany tao anatin'ny fotoana fohy ny fivarotana azy. Maro tokoa isika no mpanjifa azy io hany ka tsy naharaka ny stock ny akora fototra

 

79245800_2591919204221959_7494265126002884608_o.jpg 78627284_2591918997555313_7834910260832763904_o.jpg

 

Anisan'ny parfum tena ankafizinareo ny parfum '' yaourt confiture" ankoatry ny "caramel au beurre salé, vanille brownie, Koba, chocolat"

 

79365168_2591919854221894_2594608190398136320_n.jpg 80071742_2591919687555244_7257494565500747776_o.jpg

 

Azonareo hatao tsara no misafidy ireo amin'ireo mpandoatra glace

Mazotoa daholo tompoko!