GP DIEGO MAMPIFETY

25/10/2019 04:23:24

Hampifety antsika eto diego indray ny la gastronomie pizza.
Izay rehetra mividy produit 16 000 ar no mihoatra dia mahazo jus naturel iray na boisson star pm iray maimaim-poana.

67965308_2361646457249236_5605868778769350656_n.jpg

Hisy ihany koa ny dégustation gratuite kebab amin'ny tsirony tena vaovao sy ireo glaces parfum vaovao be : banane flambée, vanille brownie, caramel au beurre salé, sy ny glace au koba.
Tongava maro ny zoma sy ny sabotsy ary ny alahady izao, miandry anareo ny pizza isankarazany, ny soupe la gastronomie, ny pommes frites sy ny hamburger ary ireo produits maro samihafa.
Any indray izany ny rendez- vous tsika jiaby e

Pizza de qualité, pizza de quantité, pizza ho an'ny daholobe

#lagastronomiepizzadiego
#mampifety
#lagastronomiepizza
#weekend
#mifety
#mialavoly
#offert