GP ANTANANARIVO MAMPIFETY

14/11/2019 11:53:52

TONGA ETO ANTANANARIVO amin'zay ny LA GASTRONOMIE PIZZA MAMPIFETY, LA GASTRONOMIE PIZZA MAMPIFETY ETO ANTANANARIVO mandritra ny volana novambra iray manontolo.

 

76651682_2534799336600613_1709768249371000832_o.jpg

 

- Ireo clients rehetra mividy produit 20 000 Ar dia mahazo glace na jus naturel iray maimaimpoana

76775178_2534800449933835_8955512583213809664_o.jpg 73097879_2534802469933633_109493654271295488_o.jpg

- Hisy ihany koa ny dégustation gratuite kebab sy glaces ho an' izay rehetra mitsidika ny point de vente

71664654_2534799813267232_7492213394355781632_n (1).jpg 75446798_2534800336600513_1517504459272355840_o.jpg


- Manomboka izao dia Fromage tena tsara NAFARANA AVY ANY EUROPE no ampiasaina ho an'ny Pizza rehetra

- Aza hadino ny téléphone hakana sary selfie

Any amin'ny La Gastronomie Pizza indray izany ny fotoana e,
Any isika no hanao fety ary afaka mankalaza anniversaire koa an !!

77193858_2534799839933896_4346960125680943104_o.jpg 75196450_2534800273267186_1866386220389498880_o.jpg

 

La Gastronomie Pizza
Pizza de qualité, pizza de quantité, pizza ho an'ny daholobe!