FANOKAFANA NY TOERAM-PIVAROTANA FAHA-30 : ANTANIMORA

08/01/2020 09:36:06

Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy ny point de vente faha 30 ny orinasa La Gastronomie Pizza.

 

80475372_2629369613810251_8355767241240739840_o.jpg 80966386_2629366263810586_3791415898468777984_o.jpg

 

Eny Avaratra Antanimora no misy ity toeram-pivarotana izay misy rihana ambony anakiray ity. Hita ao avokoa ny vokatra rehetra hahafantarana izany La Gastronomie Pizza izany : pizza isankarazany, frites, hamburger, sandwich sy assiette kebab, assiette big love, soupe Tamatave, plats rapides ary ireo vokatra maro hafa.

 

82047059_2629367920477087_865062321003692032_o.jpg 81302767_2629367160477163_989377323297931264_o.jpg


Mitovy amin'ny service hita eny amin'ny GP Pietra Analakely no hita ao, misy self service ao ambony ary toerana azo ipetrahana mahazaka olona 60 indray mipetraka no andraisana ny mpanjifa.

 

80412982_2629395013807711_9125428473060392960_o.jpg 81628745_2629373707143175_3002634760737521664_o.jpg 80722094_2629380337142512_2918661497196380160_o.jpg 80412982_2629395013807711_9125428473060392960_o.jpg 81628745_2629373707143175_3002634760737521664_o.jpg 80722094_2629380337142512_2918661497196380160_o.jpg